You are currently browsing the daily archive for October 22nd, 2008.

Izaho aloha tsy azo atao hoe mpanao gazety na dia maniry te ho izany aza. Ity koa angamba tsy hoe natao ho an’ny mpanao gazety rehetra fa ho an’ny sasantsasany izay tafalatsaka amin’ny fitantarana ny tranga politika eto amintsika.

Malalaka ve ny fanaovan-gazety eto amintsika ? Araky ny fahitan’ny olon-tsotra (sa andeha atao hoe olom-pirenena) toa ahy dia malalaka ny asa fanaovan-gazety eto amintsika. Tsy ny firenentsika no tsy mahafeno izay zo izay fa ny orinasa fampahalalam-baovao iasan’ny mpanao gazety ihany.

Asa aloha ny mpihaino fampahalalam-baovao sy mpamaky gazety raha toa ahy fa leo an’ny zavatra lazaindry zalahy aho.

Ry zareo ao amin’ny MBS dia mpomba ny fitondrana dia tsara laza ery izay zavatra rehetra ataon’ny Filoha sy ny mpomba azy rehetra na hatrany amin’ny zavatra kely tsy dia manao ahoana akory aza. Mazava ho azy fa mody tsy tantaraina ny tsy tomombana rehetra. Dia kihana marary ho an’ny tsy mpomba. . Ohatra izao vao omaly dia nisy resaka momba ny mpivarotra eny amin’ny arabe manodidina ny Hopitaly Befelatanana – Anosy. Ekena anie fa raràna ilay ataon’ny mpivarotra e fa dia araraotina izany anomezan-tsiny ny sasany fotsiny ; izay no tena ventin’ny hafatra.

Fa angaha nareo mihevitra fa ny mpomba ny Filoha ihany no manana io toetra io ? Ny VIVA koa ohatra mba manana ho kihanina. Resaka teny Besarety izy ity. Hoe tokony aloa eny amin’ny Kominina hono ny hetra-na parking. Dia ilay fivarotana koa moa tsy nahalala dia naloa tany amin’ny Filoham-pokontany ity vola . Dia indro indray ary le kihana e : olona toa izany ve hono no hametrahan’ny Filoha fahatokisana? Nefa efa be izay fotona sy vola lany tamin’ny fampiofanana ny Sefom-pokontany manerana ny nosy izay. Hitanareo amin’izany ?

Nisy namana mpanao gazety izay niasa tao amin’ny TV Plus taloha nilaza tamiko hoe : « Izahay angaha moa mpomba an-dRatsiraka fa niasa tao dia tsy maintsy e ».

Mbola ohatra fotsiny ireo an.

Dia mba ahoana izany ny momba ny olom-pirenena ; vaovao inona marina no tokony arahany ?


Become a fan


DagoTiako's Facebook Page

If you like this blog, please submit it to BOMBS. Thx :)

www.bestofmalagasyblogs.com

Pages

 

October 2008
M T W T F S S
« Sep   Nov »
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031  

My Flickr Photos

Madajazzcar'09

Bricks

Bricks

Barcamp_MDG 2.0

Barcamp_MDG 2.0

Barcamp_MDG 2.0

More Photos

RSS FOKO

  • Blog Action Day : Foko Bloggers Promote Local Actions For Climate Change October 15, 2009
    LYVA from Antsirabe Pour arrêter cet escalade, il faut que tout être humain soit conscient qu’il ne peut pas fuir ce problème. C’est-à-dire qu’il ne doit faire des actes qui nuisent à l’environnement. On doit donc arrêter la culture sur brûlis et la destruction des forêts. On doit utiliser des réfrigérateurs qui n’ont pas de produits [...] […]
    admin

RSS Madagascar Not The Movie

  • What Is a Decent Work? November 13, 2009
    I could be one of them, queueing up – a long one that goes around the Carlton’s parking and then along the fence just near the road – for about 2 hours under a burning sun before entering the fresh hall of Carlton, filling out job application forms, going through eveluation tests, paying attention to [...]
    Tahina

RSS Cyber Observer

  • Second day in Addis-Abeba November 4, 2009
    We are now facing the second day of the negotiation round organized by the ICG (International Contact Group) in Addis-Abeba. This negotiation session which will last three days, is the third, and likely the last, round which aims to settle the Malagasy political crisis. The negotiation meetings will take place in the Africa hall (premises [...]
    andrydago

RSS Lay Andriamialy

  • Super Stitions 2 November 13, 2009
    Finalement, le 11 Nov était une belle journée. On m'a pris en stop pour le boulot alors que j'attendais vainement un bus pas plein. Au boulot, j'ai eu quelques bonnes nouvelles. Alors, 11:11 était-il un bon signe? Non, je ne vais pas recommencer avec ces superstitions…Quoi? On est le vendredi 13? Alors là, j'en connais qui vont pass […]
    randriamialy

RSS Moonlightgirl

  • DRASTIC CHANGE October 15, 2009
    It was one of those long tiring days. I guess that I should be use to it. I leave my home every morning at 6 am to go to work. It’s tough to work for a textile company; especially when you didn’t finish school. So you have to accept any job they gave you. My [...]
    moonlightgirl

RSS Patrick’s blog

  • Who is guilty? November 6, 2009
    I was feeling very bad to see this small guy wiping his butts in the open air like this. I’m pretty sure that this guy will never do such thing if he is well educated, aware of the consequences of what he does and indeed if he has never seen his friends and even his [...]
    layshiyuu

Blog Stats

  • 18,600 hits

Email Subscription

Enter your email address to subscribe to this blog and receive notifications of new posts by email.